FLM Marseille
Liens utiles
FLM Marseille
Contact
FLM Marseille
Se rendre à l'Eglise
FLM Marseille
Plan du site
Eglise Luthérienne Malgache de Marseille
Synoda FLM Eoropa (SP-FLME)
Fileovana Marseille
Fitandremana Marseille
Fiangonana Marseille
Liens utiles
Eglises du Fileovana Marseille
FLM Marseille
FLM Marseille
FLM Marseille
Chapelle Sainte Claire
Rue Cade Mouton
13014 Marseille
Bus 38 - 33 Cade Mouton
TER Picon Busserine
Jesosy Irery Ihany
Fiangonana Loterana Malagasy eto Marseille (FLME Marseille)
__________________________________________________________
"Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay"
"Jésus Christ est le même hier, aujourd'hui, et éternellement."
Hebreo 13:8
_________________________________________________________
Informations
INFORMATIONS
FLME Marseille
Culte tous les Dimanches
à 10h30
L'école du dimanche
(SALOMA) à 9h30
Chapelle Sainte Claire,
rue Cade Mouton
13014 Marseille
(monter sur le pont rue Cade)
Bus 33, 38
arrêt Cade Mouton
TER Aix-Marseille
arrêt Picon Busserine
Vaovao volana Desambra 2019
MISY FOTOAM-PIVAVAHANA
(31 MEY 2020)
Ry havana,
Ampitomboina ho aminareo mandrakariva anie Fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika.
Araky ny fanambarana (communiqué de presse) nataon’Atoa Christophe CASTANER ministry ny ati-tany ny 22 may 2020 dia efa azo atao ny manao fanompoam-piavavahana am-piangonana kanefa tsy maintsy manaraka ny fepetra voalazan’ny decret manome izany alalana izany isika.
Tompon’andraikitra feno isika amin’izay mety ho miseho koa noho izany dia mamporisika sy miangavy antsika rehetra mba hikajy sy hanaja tsara ireo fepetra ireo vao manokatra ny fiangonana.
Maniry ny Fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika ho aminareo mandrakariva, sady manao veloma finaritra anareo amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika Lohan’ny Fiangonana
Taratasy Pastoraly SPFLME
Pastora Dr HABBERSTAD R.
CP Ministère de l'Interieur
Vaovao volana Desambra 2019
FIVIDIANANA FIANGONANA / Achat de l'Eglise
" Ary ho fenoiko voninahitra ity trano ity"
Vaovao volana Desambra 2019
Vaovao volana Oktobra_Novambra 2020
Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
1er et 3ème dimanche du mois
SALOMA
sekoly alahady - chaque dimanche à 9h30.
Après le culte, préparatifs de noël (saynète et chants)
CHORALE
Répétition samedi 17h à 18h (modification due au couvre feu)
ET
chaque dimanche à 10h20
Après le culte, préparatifs de noël (saynète et chants).
FIFIL
Asa sy fampaherezana chaque vendredi à 19h00 (modification due au couvre feu)
ET
2ème et 4ème dimanche du mois
.
.